• Alatsinainy 28 Jolay 2025
Vahaolana famonoana afo hatrany ny eto. Miverina mangotraka indray ny delestazy

Raha niatoato nandritry ny fitokonan’ireo sendikan’ny mpiasan’ny JIRAMA sy ny dinika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2025
Dr Souleman Andriamandimby. «Hanimba ny sarintsika amin’ny sehatra iraisampirenena io resaka sakafo io»

Mampalahelo ny mahazo ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2025
TETIKASA KOPAKELATRA. Tavoahangy plastika 156 T no voahangona tao anatin’ny 7 taona

Nanomboka ny taona 2019 no notanterahin’ ny orinasa Star teto amintsika ny Tetikasa Kopakelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2025
Fampiroboroboana ny sehatry ny jono. Mpiompy maro ao Betafo nisitraka karatra maha matihanina

Ho fampiroboroboana ny sehatry ny jono sy ny toekarena manga,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2025
Tsena sabotsy Antsirabe. Nilanja sora-baventy ireo mpivarotra

Nilanja sora-baventy ireo mpivarotra may tsena tao Antsirabe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2025
Olan’ny JIRAMA. Mamaivay koa ny tsy fisian-drano!

Ny olan’ny herinaratra no tsikaritra ho niha lefilefy tao ho ao na dia tazana

Hamaky ny tohiny
FTT