• Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Vaky ny Miara-manonja Miroaroa saina ny mpanohana

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany ireo depiote miisa roa ao anatin’ny Antoko TIM omaly, dia Rtoa Hanitra Razafimanantsoa sy Fidèle Razara Pierre, izay tsy re feo firy tao anatin’ny telo herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Alain Ramaroson Miara-dalana hatrany amin’ny ambany tanàna

Miara-dia hatrany amin’ny ambany tanana Atoa Alain Ramaroson, filohan’ny antoko Masters no sady filohan’ny voamieran’ny fiarovana teo anivon’ny filan-kevitra ambonin’ny tetezamita teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Maitre Olala “Manangana ady amin’ny Katolika ny fanjakana”

Tonga taty amin’ny toeram-piasanay ety Ankadifotsy ny fianakavian’andriamatoa Paul Rafanoharana, hoy ny mpisolovava, Willy Razafinjatovo na maitre Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Mgr Odon Razanakolona Tratry ny fandotoana manara-penitra ?

Omaly tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany maraina no tonga teny Andohalo, toeram-piasan’ny Arsevekan’Antananarivo Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Eliana Bezaza PSD “Avy misambotra angaha vao mitady porofo ?”

Naneho ny heviny tamin’ny alalan’ny Sekretera Nasionaliny Rtoa Eliana Bezaza ny antoko PSD, mikasika ny resaka fifofoana ny ain'ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Politique.Miharatsy ny toe-draharaha Nijabaka tanteraka Rajoelina…

Tafiditra lalina I Andry Rajoelina ao anatin’izao toe-draharaha mafampana eto amin’ny firenena izao. Mitana ny sain’ny maro ny hoe: nisy nikasa hamono ity Filoha ankehitriny ity.

Hamaky ny tohiny
FTT