- Alatsinainy 19 Septambra 2022
Politique.Miha marefo ny Fanjakana Mirongatraka ny fitakiana sendikaly
Endrika manamafy ny krizy eto amin’ny tany sy ny Fanjakana ny fisian’ny fitakiana amin’ny endriny maro, na milaza aza ny Fanjakana tamin’ny alalan’ny filoha sy ny mpiara-miasa aminy fa tsy misy krizy eto.
Hamaky ny tohiny
