• Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Diplaomasia Ambasadaoro 4 nanolotra ny taratasy fanendrena azy

Nanao ranolava ny fanaterana ny dika mitovin’ny taratasy fanendrena azy nataona masoivohona firenena vahiny omaly alarobia 02 aogositra 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Politique.Antoko politika Natiora “Tompon’antoka amin’izay korontana eto ny HCC…”

Vao vita ny fifidianana filoham-pirenena 2018 dia efa niomana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena manaraka ny antoko politika Natiora,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Politique.Jean Nirina Rafanomezantsoa “Kandida hampiray ny malagasy izao no tadiavina!”

Mila mitandrina ny mpanao politika malagasy, hoy ny filohan’ny fikambanana Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2023
Politique.Kandida I Hajo Andrianainarivelo “Tena sahy ary tsy hanaiky ny teti-dratsy izahay”

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny maha kandida hofidiana ho Filoham-pirenena azy ny Filoha Nasionalin’ny Antoko MMM (Malagasy Miara-Miainga)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2023
Politique.Fanohanan’ny Japoney ny fifidianana Fiara 10 sy moto 148 mitentina 4,5 miliara Ar

Nanao fanambarana ny hanohana ny fampandehanan-draharaham-pifidianana eto Madagasikara ny Governemanta Japoney omaly 29 jolay 2023 teny amin’ny foiben’ny CENI Alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2023
Politique.Dany Rakotoson “Very famatsiam-bola maro vao tsy manao fifidianana eo”

Tontolo ipetrahan’ny tsy fifampatokisana ankehitriny no misy eto Madagasikara raha politika no resahana, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
FTT