- Talata 04 Jolay 2023
Politique.Fanenjehana ireo olony Mampaneno lakolosy ny Zanak'i Fianarantsoa
Namoaka fanambarana ny FIZAFAFI (Fikambanan'ny Zanaky ny Faritanin'i Fianarantsoa) manoloana ny zavatra miseho,
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny FIZAFAFI (Fikambanan'ny Zanaky ny Faritanin'i Fianarantsoa) manoloana ny zavatra miseho,
Hamaky ny tohinyMetimety amin’ny Filoha amin’izao ny tsy mirotsaka intsony»
Hamaky ny tohinyHigadona eto Madagasikara ihany ny Minisitry ny raharaham-bahiny Frantsay Rtoa Catherine Colonna raha tsy misy ny fiovana.
Hamaky ny tohinyRaha tsy nisy ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 dia efa tsy nisy teo amin’ny fitantanana ity firenena malagasy ity intsony koa ohatran’izay izany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina izany
Hamaky ny tohinyNanambara ofisialy ny maha kandida filoham-pirenena azy i Marc Ravalomanana, filoha mpanorina ny Antoko TIM sady Filoham-pirenena teo aloha. Nohamafisiny teo anatrehan’ireo mpizaika an’aliny avy amin’ny Antoko TIM
Hamaky ny tohinyNitsefotra ny fanonganana ireo mpikamban’ny Birao maharitry ny antenimierampirenena.
Hamaky ny tohiny