• Alakamisy 26 Oktobra 2023
Fitoriana eny amin’ny HCC. Voatsipaka hatrany ny mpanohitra…

Isan’ireo dosie maromaro niandrasana fanapahan-kevitry ny HCC ny fitoriana nataon’ny kandida Andry Raobelina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
HCC-Dosie goavana maromaro. Mampitombo ny ahiahy ny fampitarazohana azy…

Fitoriana iray tamin’ireo maro misavovona ao amin’ny HCC aloha no nivaly, dia ny an’ny kandida Andry Raobelina sy ny Antokony (ARB)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
Fitsikafonan’ny kolikolim-pifidianana. Nohamafisin’ny depiote Masy Goulamaly

Mitsikafona hatrany ireo tetika maloto ara-pifidianana hoenti-mampandresy ny kandida Andry Rajoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
Laza Razafiarison. “Tena lavitra ny ezaka mila hatao!”

Namonjy tsena aty anaty ala aty aho mba hanao “sondage” na fitsapan-kevitra, hoy ny filohan’ny antoko politika RCR,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
Hetsiky ny mpitondra fivavahana. “Aza tampenam-bava ny ankizy!”

Ny mpitandrina Rafanonerantsoa Valisoa Lilia no nitory teny nandritry ny Fanandratana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2023
Roland Ratsiraka. “Mbola mamatsy vola an-dRajoelina ny governemanta”

Nanao ampamoaka mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina

Hamaky ny tohiny
FTT