• Talata 09 Aprily 2024
Antoko politika Natiora. «Tsy manana fotokevitra izany sady tsy atsy no tsy aroa izany»

Ny fifidianana ben’ny tanàna no omanin’ny antoko politika Natiora, hoy ny filohan’ity antoko ity,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Fampihorohoroan’ny Fanjakana. Misy kandida depiote nitsoaka, nosamborina,…

Nifarana omaly 8 mey tamin’ny 5 ora hariva ny fanaterana antontan-taratasy ho

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Alain Ratsimbazafy. «Tsy nivadika tamin’ny vahoaka aho, ireo no nanolotra ahy! »

Araka ny efa nampoizina, nirotsaka ho kandida hofidiana ho solombavambahoaka ao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Mpiasam-panjakana. Mitohy ny fanerena azy ireo hanohana kandida laoranjy

Miseho hatrany ireo endri-javatra manamafy ny ahiahy momba ny zotram-pifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
BABA James, kandida ao Mahabo. "Efa nanampy ny vahoaka, hiady ho azy"

Tafapetraka ny Asabotsy teo ny fiantsahan-kofidian'i Baba James ho solombavambahoakan'ny distrikan'i Mahabo ao amin’ny faritra Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
PR JOSEPH. Manentana sy miantso ny vahoaka mba hifidy

Vita ary nifarana omaly Alatsinainy 8 Aprily 2024 ny fanateran ' ireo kandida ny antontan - taratasiny

Hamaky ny tohiny
FTT