• Alarobia 12 Jona 2024
Mpanohana an’i Christine Razanamahasoa. «Tena propagandy no nataon’i Andry Rajoelina!»

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ireo solontenan’ny mpanohana ny kandida solombavambahoaka tao Ambatofinandrahana, Christine Razanamahasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2024
Dr Fidy Bariniaina. «Hanaratsy endrika ny fitondrana ny fitsimbadiky ny vokatry ny HCC izany»

Mitarika ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana izany ny tenako,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2024
Kandidam-panjakana maro resy. Omen’ny vahoaka lesona ny mpitondra be « werawera »

Mitarika amin’ny isana depiote, saingy tsy mahatratra maro an’isa tena tadiavina hatreto ny IRMAR,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2024
Marc Ravalomanana. « Tsy mbola nisy fifidianana feno hosoka sy fandikan-dalàna toa ity »

Tsy mbola nisy fifidianana feno hosoka sy fandikan-dalàna tahaka ity satria gaga aho

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2024
Faratsiho. Mandresy mazava i Mily, taraiky i Lalatiana…

Isan’ny tena nandrasan’ny maro tao anatin’ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika ny momba an’i Faratsiho.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2024
Fanesorana ireo mpiambina an-dRavalo. « Tompon’andraikitra ny fitondrana raha voakitikitika ny aiko »

Manana zo hanana mpiambina 12 i Marc Ravalomanana amin’ny maha Filoha teo aloha azy,

Hamaky ny tohiny
FTT