• Alakamisy 30 Mey 2024
Voka-pifidianana vonjimaika. Minisitra 2 teo aloha ratsy toerana…

Ratsy toerana ny kandidam-panjakana ao Faratsiho raha ny ampaham-bokatra vonjimaika avy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Boriborintany faha-4. Hifampitady i Rossy sy Désiré TMH…

Voasambotry ny ekipanay teny Anosibe, boriborintany faha 4, ireo olon'i Fidy TMH.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
TOLIARA I. Nisy tara ny fisokafan’ny birao fandatsaham-bato

Tara ny fisokafan’ny biraom-pifidianana tao amin’ny distrikan’i Toliara I Omaly Alarobia 29 May

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Fahataran’ny fisokafan’ny biraom-pifidianana. «Tsy tokony ho nitranga raha niomana araka ny tokony ho izy»

Araka ny fanazavan’ny mpampakateny ankapoben’ny CENI na ny vaomiera mahaleotena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Fifidianana solombavambahoaka. Betsaka ny trangana hala-bato, hosoka, teti-dratsy,…

Araka ny efa nampoizina, nizotra tao anatin’ny ahiahy sy lonilony ny fifidianana omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
Fifidianana maloto, mpifidy tsy narisika. Tsy afa-miala ny CENI sy ny HCC…

Na azo lazaina ho nizotra tao anatin’ny fitoniana aza ny fifidianana satria tsy nisy ireo trangana korontana tena goavana,

Hamaky ny tohiny
FTT