• Alakamisy 28 Novambra 2024
Tsenambaro-panjakana, fitantanana,…. Manjaka ny kimaizimaizina sy bizina maloto

miaina tatanteraka ao anatin’ny fitantanana tsy mangarahara sy gaboraraka ny fitondrana ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
RADO RAMPARAOELINA. «Indrisy fa voahodidina mersenera politika ny Filoha Ravalomanana !»

Namoaka ny tao am-pony omaly ny Ben’ny tananan’Ampitatafika teo aloha Rado Ramparaoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
Gérard Ramamimampionona. «Diso io politikantsika eto io ary mampahantra»

Toy ny vatan’olona iray ny fiainam-pirenena, hoy ny mpahaifiarahamonina, Gérard Ramamimampionona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
FAMPIELEZAN-KEVITRA AO AMPITATAFIKA. Ity no tsara indrindra hoy ny Kandida Rado

Ity no fampielezan-kevitra tsara indrindra hatramin’izay nanaovany hoy ny Kandida Ben’ny tanana Rado Ramparaoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
Resaka mamoafady sy fihantsiana politika. Mandeha ny fitsirihana, nampitandrina ny Prefen’Antananarivo

Amin’ny ankampobeny, dia efa manomboka miha mafanafana satria miha manantona ilay andro hanaovana fifidianana. Marina fa ao anatin’ny dampielezan-kevitra isika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2024
Dany Rakotoson. «Tsy manana solombavambahoaka mendrika izany anarana izany isika»

Iaraha-mahalala moa fa anaty fotoam-pifidianana isika izao, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
FTT