• Zoma 17 Janoary 2025
Voka-pifidianana eto Iarivo anio. Vizanina ny mpanohitra, inona no ho tohiny ?

Hivoaka anio 17 janoary amin’ny 10 ora maraina etsy amin’ny Tribunal Admnisitratif Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
Alain Mahavimbina. «Hisy hifamono ho faty eto isika raha izao no tohizantsika!»

Efa anaty krizy izao i Madagasikara, hoy ny mpanao politika sady mpahailalàna, Alain Mahavimbina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
Famoahana ireo gadra politika. Manomboka mandeha ny fitakiana…

Manomboka miverina sy mifoha ny resaka fitakiana ny famoahana ireo gadra politika amin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
Front de libération national. «Vao mainka hanakatona bebe kokoa ny famatsiam-bola izao zava-misy izao»

Tsy natao hanakorontana na hanimba zavatra ny fanoherana, hoy ny antoko politika FLN na «Front de libération national».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
Tsy misy ho antenaina amin’ny CENI. «Sarotra be ho an’izay notendren’ny Filoha no tsy hanome fahafaham-po azy»

Foto-pisainan’ny antoko politika FLN na «Front de libération nationale» ny hoe tsy misy vahoaka resy amin’ny taniny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
Antoko politika Maeva. «Tokony hiala tsiny amin’ny vahoaka ny Filohan’ny Sénat!»

Tena manahirana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny antoko politika Maeva na Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT