• Talata 04 Febroary 2025
Saika hanao hetsika teny amin’ny MEN. Mpitarika Sendikan’ny mpampianatra 2 nosamborina

Voasambotra omaly teny amin’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena na ny MEN Anosy ny Filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2025
Vehivavy sy ny politika eto Afrika. Nametraka tantara i Gisèle Rabesahala

Teraka ny 7 may 1929 teto Antananarivo i Gisèle Rabesahala. Gisou, hoy ireo akaiky azy fahavelony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2025
Rajoelina hanao tosika fitsaboana any RDC. Ny eto maty ringan’ny aretina sy fahantrana tsy hita…

Namafisina tamin’ny serasera ofisialin’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny omaly 2 febroary,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2025
Afera Fernand Cello. Nanamafy ny fandetehana ny Fanjakana…

Niditra an-tsehatra nanampy trotraka ny fanenjehana sy fanagadrana an’i Fernand Cello

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2025
Fiainam-pirenena. Ny mpanongam-panjakana tsy ho demokraty mandrakizay !

Miharihary ny endrika jadona sy famoretana ara-politika maro samihafa eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2025
Antoko politika, sendika, .fiarahamonim-pirenena

Nosakanana tamin’ny basy mba tsy tsy ho afa-nivory indray !

Hamaky ny tohiny
FTT