• Zoma 13 Jona 2025
Fikambanan’ny Kristianina mifanampy. «Ny Kristianina mihitsy no tokony hanova izao firenena izao!»

Herintaona izao no nitsanganan’ny Fikambanan’ny Kristianina mifanampy na FIKRIMI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jona 2025
Kristianina mandinika raharaham-pirenena. «Tsy vono mivantana ihany no mamono olona

fa ny famonoana fihariana toy izao » Hatramin’izay niverenana teto Antananarivo izay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2025
Filohan’ny FJKM. "Fotoana hialana amin’ny fivavahana feno fisehosehoana izao"

Namoaka hafatra manokana ho an’ny Kristiana rehetra manoloana ny Pentekosta 2025

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2025
FETIN'NY PENTEKOSTA. Mitaky toe-po madio sy mahitsy, hoy Pastera Heritiana

Hankalazaina amin'ny Alahady 08 Jona ho avy izao ny fetin'ny Pentekosta amin'ity taona 2025 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2025
TARIKA TDL. Hanao seho lehibe ao amin’ny FJKM Malaza Gileada

Ho eny amin'ny Fjkm Gileada Malaza, kaominina Andoharanotsy ny tarika TDL ny datin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Mey 2025
Baiboly malagasy vita printy voalohany. Feno 190 taona amin’ity taona ity

Feno 190 taona amin’ity taona 2025 ity ny nahavitàna printy ny Baiboly voalohany

Hamaky ny tohiny
FTT