- Alakamisy 22 Jolay 2021
Edito.Sarisary
Efa izay tokoa angamba no lova tamin’ireo lazaina fa “mpanjana-tany”! Sarisary! Sarisarina fahaleovantena, sarisarina fifanarahana koa no mbola hita hatreto mikasika ireo nosy manodidina,
Hamaky ny tohinyEfa izay tokoa angamba no lova tamin’ireo lazaina fa “mpanjana-tany”! Sarisary! Sarisarina fahaleovantena, sarisarina fifanarahana koa no mbola hita hatreto mikasika ireo nosy manodidina,
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho mahay politika, mahay maka fahefana, mahay mametsifetsy vahoaka,… ny fitondrana ankehitriny. Tsy mahay sy very lavitra kosa any amin’ny fitondrana firenena na azy daholo aza
Hamaky ny tohinyTsy ny resaka nosy Malagasy fotsiny kay moa no ady tsy mety tafainga eto amin’ity firenena ity raha tena hiresaka izany atao hoe ambo-po sy fiandrianam-pirenena izany marina.
Hamaky ny tohinyNy olona afaka no afaka manafaka ary izay madio no afaka manadio, hoy ny fampatsiahivan’ilay solombavambahoaka miaradia amin’ny fitondrana ankehitriny izay omaly.
Hamaky ny tohinyMbola vanja milevina tsy mipoaka mandindona ny Filoham-pirenena ity adihevitra momba ny governemanta ity. Mikofokofoka daholo indray aloha izao ny ankamaroan’ny mpikamban’ny governemanta,
Hamaky ny tohinyMbola mafana sy miha mangotrangotraka ny adihevitra politika, indrindra fa ny resaka fanovana ny mpikamban’ny governemanta.
Hamaky ny tohiny