• Talata 05 Aprily 2022
Any Ivelany.UKRAINE TAFIAKATRA 1417 NY SIVILY MATY

Feno 40 andro katroka omaly alatsinainy ny fanafihana ataon’i Russie any Ukraine. 1417 ireo sivily efa namoy ny ainy, ka ankizy ny 121 amin’ireo, araka ny tatitry ny Birao misahana ny zon’olombelona eo anivon’ny Firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Any Ivelany.Ady any Okrainina Mankasitraka ny tsy fiandanian’i Madagasikara i Rosia

Nandritry ny fihaonany tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy, Richard Randriamandrato, ny alatsinainy teo no nilazan’ny ambasadaoron’ny federasionin’ny firenena Rosianina miasa eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Any Ivelany.TOTAL ENERGIES HANATSAHATRA NY FIVIDIANANA SOLIKA AMIN’I RUSSIE

Nanambara ny tsy hividianany ny solika Rosianina intsony ny Vondron’orinasa Frantsay matanjaka TotalEneergies hatramin’ny faran’ny taona 2022 farafahatarany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Any Ivelany.Fiantraikan’ny raharaha Okrainina - Rosia Tokony hitondra fanazavana ny minisitry ny angovo

Manomboka miha mafy indray ankehitriny ny fahatapahan-jiro lavareny na delestazy. Ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo moa ombay mitady hatrany hanazava ny antony sy ny vahaolana efa omanin’ny fitondram-panjakana momba izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Any Ivelany.UKRAINE SY RUSSIE MBOLA HO HENJANA NY ADIHEVITRA

Nanomboka omaly tany Bielorrussie tany amin’ny sisin-tany manasakara azy amin’i Ukraine ny fifampiresahana mikasika ny ady any Ukraine.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Any Ivelany.FANAMBARAN’I ETAZONIA “TSY NISITAKA IZANY NY TAFIKA ROSIANA”

Lavin’ny Maison Blanche ny filazan’i Russie fa nanala ny miaramilany tany amin’ny sisin-tany manakaiky an’i Ukraine. Miaramila 7000 no napetraka ary efa tonga any an-toerana ny sasany hanatevin-daharana, hoy ny Bekintana.

Hamaky ny tohiny
FTT