• Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Actualités.Antsanitia Mahajanga Mpanao vakansy iray maty an-drano

Tovolahy mpianatra iray vao 23 taona monja avy aty Antananarivo no maty an-drano tao Antsanitia Mahajanga ny faran’ny herinandro teo raha tonga hiala sasatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Actualités.Minisitry ny atitany teo aloha Hatao fanadihadiana amin’izay ?

Maro no nanantena sy nihevitra, fa isan’ireo tsy ho voakitikitika tao anatin’ny governemanta ny Minisitry ny Atitany teo aloha Atoa Tianarivelo Razafimahefa. Ity farany, izay voasokajy hatramin’izay,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Actualités.Fifohana cristal amphétamine Olona 7 no voasambotra teny Ankazomanga

Olona miisa fitobe izao no nosamborin’ ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Ankazomanga ny Alatsinainy 09 Aogositra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Actualités.Mpitsabo Malagasy FITRAMA Rariny sy hitsiny ny ataon’ny ministera

Tafiditra ao anatin’ny lalàna mifehy ny mpitsabo nentim-paharazana ny tsy fahafahana na fahazoan’izy ireny manao dokam-barotra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aogositra 2021
Actualités.« Tournée Star » volana jolay Nentanina mba tsy hanary tavoahangy plastika fahatany ny mponina

Toerana efatra no nampiantrano ny « Tournée STAR » nandritra ny volana Jolay lasa teo. Nanombohana ny hetsika ny tany Sabotsy Namehana ny sabotsy 10 Jolay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aogositra 2021
Actualités.Jean Nirina sy ny ekipany “Mety ny fanapahan-kevitry ny Filoha”

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny filoha nasionalin’ny Hafari Malagasy sady filoha tale jeneralin’ny orinasa mpitsabo Malagasy FITRAMA Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly

Hamaky ny tohiny
FTT