- Alarobia 24 Novambra 2021
Actualités.67 ha Atsimo Vehivavy iray nahatrarana rongony
Vehivavy iray 41 taona no saron’ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 teny amin’ny faritra 67ha Atsimo iny ny zoma 19 novambra teo. Raha araka ny fantatra dia nahatratrarana rongony io vehivavy io izay tao an-tranony mihitsy.
Hamaky ny tohiny
