• Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Sendikan’ny mpiasan’ny APMF «Esory io Tale Jeneraly be kolikoly io »

Mitaky ny fanesorana ny Tale Jeneralin’ny (Agence Portuaire Maritime et Fluviale) Capitaine de vaisseau Randrianantenaina Jean Edmond, ny SYPAMM (SYndicat du Personnel de l'Administration Maritime de Madagascar)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Fenoarivo – Atsimondrano Nahitana fatin-dehilahy natsingevan'ny rano

Nahitana fatin-dehilahy natsingevan'ny rano omaly maraina teny Fenoarivo Atsimondrano. Raha araka ny vaovao azo dia teo anelanelan'ny tetezan'Ambohibary sy Ambodivona no nahitana ny vatana mangatsiakany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Fidangan’ny vidim-piainana Nahena ny saram-pakana vola amin’ny finday

Manoloana ny fidangan’ny vidim-piainana mitohy manerana izao tontolo izao dia nanapa-kevitra ny hanena ny saram-pakana vola amin’ny finday eny anivon’ireo toerana fakana izany toy ny “Cash points”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Fikambanana ADS “Deraina ny fitondrana raha mahavita mampiasa an’i Tsimiroro”

Isan’ireo nanotrona ny dinik’asa iombonana ho fanavotam-pirenena natao tetsy Behoririka ny sabotsy teo ny fikambanana ADS na “Abattoir dynamique solidarité”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Raharaha sambo Francia Aiza ny tohiny sa efa nalamina ?

Misahotakotaka ny ny APMF (Agence Portuaire Maritime et Fluvial) ary ratsy toerana noho ny antony maro, toy ny raharaha kolikoly, fifanarahana tsy nifampierana,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Andranomanelatra Antsirabe Maty latsaka tao anaty lava-drano izy mianaka

Fahoriana mangeroka no nitranga tao Andranomanelatra Antsirabe afak'omaly alahady 31 jolay.

Hamaky ny tohiny
FTT