• Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Sampandraharahan’ny pasipaoro Anosy Hikatona anio maraina sy rahampitso maraina

Hikatona anio alakamisy maraina sy rahampitso zoma maraina ny sampan-draharaha mikarakara ny pasipaoro etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Tomponandraikim-panjakana ambony “Misy sahy miteny fa tsy mampidi-bola ny harena voajanahary”

Ny tomponandraikim-panjakana ambony, hoy ny mpampianatra mpikaroka momba ny harena voajanahary, Pr Jonah Ratsimbazafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Fiatrehana ny fotoam-pahavaratra Misy foto-drafitrasa ilam-panamboarana ao Talatamaty

Volana iray mahery na roa eo ho eo sisa dia hiditra tanteraka ao anatin’ny fotoam-pahavaratra isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Yan Wilfried Ramananirina “Omeo ny manampahefana ilay porofo raha misy”

Amin’ny maha talen’ny kabinetra ny tena dia tsy hoe misolo vaika ny akalana akory, hoy ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny mponina, Yan Wilfried Ramananirina, fa minisitra no resahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Anjara Manana Nadia Karohina fatratra, nanodinkodina vola 24.252.000 Ar

Namoahan’ny mpitandro ny filaminana didy fikarohana Rtoa Anjara Manana Nadia. Raha araka ny fantatra dia nanodinkodina vola mitentina 24.252.000 Ar ny vehivavy ka tao Atsimontsena Mandoto izy no hita farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.ONG C FOR C Manamafy ny fiaraha-miasany amin’ny mpanao gazety

Nanao tombana sy fanaraha-maso ny fiofanana nomeny ireo mpanao gazety am-polony eto Antananarivo renivohitra omaly ny tetikasa Sahala, ao anatin’ny Ong C for C.

Hamaky ny tohiny
FTT