• Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Faritry ny afovoan-tany Toerana maromaro no lasibatry ny avandra

Henjana ny filatsahan’ny avandra tamin’ny faritra sasany teto afovoan-tany ny faran’ny herinandro teo. Nahitana izany ny faritra tanàna sasany teny Antananarivo Atsimondrano ny sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Jerry Rakotoarijaona “Tsy misy miaro ny mpanao heloka eto”

Isaky ny 10 taona no havaozina ny lisi-pifidianana, noho izany, manaraka ny lalàna tsara isika mikasika an’iny, hoy ny mpandrindra ny vondron’ny tanora mitady fanovana eto Madagasikara na JPRM, Jerry Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Raharaha vola sandoka teny Alasora Tsarao araka ny tokony ho izy, hoy ny fianakavian’i Marcel R

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly ireo vady aman-janaky Rakotomalala Marcel, ilay Raim-pianakaviana monina eny Alasora notazonina eny am-ponja nanomboka ny 26 Aprily lasa teo ka mandraka androany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Minisiteran’i Sophie Ratsiraka Tsy nahaloa volan’ny Jovena 122 tapitrisa Ar mahery

Mitohy hatrany ny fahavakisana afera hafahafa mahakasika ny mpitondra Fanjakana na ny Fitondram-panjakana. Niparitaka indray nanomboka omaly ny taratasy fitakian-trosan’ny orinasa mpamatsy solika Jovena miantefa amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Satrokala - Ihosy Navotsotra ilay voatondro ho nanao kolikoly

Lehiben’ny boriboritany iray ao amin’ny kaominina ambanivohitr’I Satrokala, distrikan’Ihosy no tratra ambodiomby nanao kolikoly saingy navotsotry ny fampanoavana rehefa niakatra fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Toetr’andro eto an-drenivohitra Mety hisy oram-baratra amin’ity faran’ny herinandro ity

Efa miditra tanteraka ao anatin’ny faran’ny herinandro isika izao. Ankoatra ny tsio-drivotra sy ny volon’andro mbola

Hamaky ny tohiny
FTT