• Talata 09 Mey 2023
Actualités.Toamasina Tsy voatsara ny 70%-n’ireo voafonja

Tsy voatsara ny 70%-n’ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’i Toamasina. Misy amin’izy ireo anefa no efa nisazy 15, 20 ary 25 taona hany ka tena mahatsiaro mangirifiry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Actualités.Fikambanana croix rouge Malagasy Nizara sakafo ho an’olona sahirana 50 teto an-drenivohitra

Manohy ilay teny filamatrany hatrany ny fikambanana « Croix rouge » entina hanamaivanana ny fanaintainan’ny mpiara-belona .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Actualités.Ivon-toeram-panovanana CEDS Hatao any Toamasina ny «Université Lohataona» amin’ity

Hotanterahina any amin’ny SPAT Toamasina ny 19 may 2023 izao ny karazana fikaonandoha na « forum » isan-taona na ny « Université lohataona »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Actualités.Afera maizina fanondranana zaza Tsy mahazo miditra eto Madagasikara intsony i Dylan Thiry

Manoloana ny fivoahan'ilay vaovao hita tao amin'ny tambazotran-tserasera facebook mahakasika fanondranana zazakely hataon’ilay tera-tany vahiny iray antsoina hoe Dylan Thiry dia nanao fanadihadiana avy hatrany ny Polisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Actualités.Pastera Heritiana- fivavahana « Mora resena lahatra noho ny Malagasy ny vahiny »

Amin’ny ankapobeny dia tsy mba miraharaha loatra ny asa fanompoana an’Andriamanitra sy ny resaka fivavahana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Actualités.20 taona ny vondron’orinasa Vidy Varotra

Vonona hatrany hanatratra ireo fanamby ny mpiara-miasa

Hamaky ny tohiny
FTT