• Alatsinainy 13 Mey 2024
OMNIS. Tsy hanala ny fahazoan-dalan’ny Madagascar Oil

Tsy hanala ny fahazoan-dalan’ny orinasa Madagascar Oil izay efa nahazo licence amin’ny fitrandrahana ny menaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2024
DELESTAZIN’ITAOSY SY FENOARIVO. Tsy hananana faran’ny herinandro milamina intsony

Tsy manana faran’ny herinandro milamina intsony ny mponin’Itaosy sy Fenoarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
Arena voajanahary tsy voaaro sy tsy asiana lanjany. « Mandeha ny trafika satria gaboraraka ny fitondrana an’i Madagasikara »

Vahiny manokan’ny Fandaharana Bemiray ao amin’ny Top Radio 102.8 FM i Pr Jonah Ratsimbazafy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
Tale Jeneralin’ny Jirama. Karamaina 2,2 tapitrisa Ar isan’andro

710 000 dolara na 3 195 000 000Ar eo ny karaman’ny Tale Jeneralin’ny Jirama vaovao Ron Weis,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
Pr Jonah Ratsimbazafy. « Tsy rariny izao zavatra manjo ny firenena izao »

Tsy voaozona ny firenentsika, tsy voaozina ny Malagasy fa tena tsy rariny izao zavatra mahazo antsika izao, ary tena tsy rariny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2024
IZANY KA PROPAGANDY !. Nivoaka ny trano , mandeha eny an-dalambe eny,

manao dia maika hamonjy taxi-be. Dia mifanena amina andian'olona mizara taratasy kely, mahalala fomba tsara.

Hamaky ny tohiny
FTT