• Talata 03 Jona 2025
Fahamaizanan’ny tsenan’i Miandrarivo Faratsiho. Manahy zavatra ambadika ny mponina

May ny tsenan'i Miandrarivo any amin'ny distrikan'i Faratsiho.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2025
BATERIA NIPOAKA. Tokantrano iray kila forehitra tao Ambatondrazaka

Nisehoana haintrano mahatsiravina koa tany amin'ny Fokontany Ambodiakondro,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2025
FANAVOTANA AIN' OLONA LATSAKA AN-DRANO. Manome fiofanana maimaim-poana ny Sampana Mpamonjy voina

Tranga mampalahelo mateti-pitranga eto amintsika ny fandrenesana olona maty an-drano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2025
Kianin’i Baomiavotse i Max Fontaine. « Misy ny mpanarina, dia misy ny mpandrava ! »

Teo anatrehan’ny fiakaran’ny vidin’ny entona fandrehitra (gaz butane),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2025
Delestazy 8 ora isan'andro. « Ahiana hitroatra ny vahoaka monina amin'ny RN1 »

DELESTAZY ANY AMIN'NY RN1 Ahiana hitroatra ny vahoaka, ora 8 isan'andro raha kely

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2025
Hetran-trano sy hetran-tany bodoin’ny Fanjakana. Manomboka tsy ampy vola handraofana ny CUA…

Miha sahirana indray ny SMA (Société Municipale d’Assainissement) amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT