• Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Fanabeazana ho an’ny rehetra Nanala ny zaza Malagasy tamin’ny habadoana

Anisan’ny firenena nankato sy nampihatra ny fandaharanasa «Education Pour Tous» isika eto Madagasikara nanomboka tamin’ny taona 2003. Tanjona lavitr’ezaka tamin’izany fotoana izany ny mba handalovan’ny ankizy rehetra ny dingana fanabeazana fototra 7 taona novolavolain’ny fitondrana Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa Mahajanga Resaka ady tany ny 90%-n’ny fitarainana voarainy

Heritaona mahery izay no nijoroan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa tao Boeny dia efa hita sahady ny fomba fiasan’ity fikambanana mpamaha ny olan’ny vahoaka madinika ity. 70 mahery ireo fitarainana voaray ka ny 90% amin’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Fitaovana hapetraka amin’ny sofina ho an’ireo lalondalovana 500 ka hatramin’ny 1500 dolara ny iray

Tanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay fitiliana sofina maimaimpoana karakarain’ny fikambanana Rotary club eto Antananarivo sy Ivato ary Antsirabe, tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-110 taonan’ny Rotary Club

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Fanampiana ny sehatra tsy miankina Hanome 14 tapitrisa dolara ny Banky Iraisam-pirenena

Hanome vola 14 tapitrisa dolara ho an’ny sehatra tsy miankina eto Madagasikara ny banky iraisam-pirenena. Izay no nisongadina tamin’ny fihaonan’ny minisitry ny indostria sy fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina Narson Rafidimanana sy ny solontenan’ny banky iraisam-pirenena eto amintsika Rtoa Coralie Givers omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Tale Jeneralin’ny SMMC Nanakiana mafy ny minisiteran’ny asa sy ny fitsarana

Tsy mbola milamina ny raharaha fanalana mpiasa teo anivon’ny orinasa SMMC (Société de Manutention des Marchandises Conventionnelles) Toamasina. Efa nisy fihaonana natao teo anivon’ny faritra atsinanana niarahana tamin’ny sekretera jeneralin’ny faritra izay mpikambana ao amin’ ny komitim-pitantanana sy ireo sendika “nekena” mijoro eo anivon’ny orinasa ary ny teo anivon’ny talem-paritry ny asa atsinanana sy ny fitsarana momba ny asa Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Actualités.Tovovavy niteraka zaza sampona miendrika kisoa Maty afak’omaly tany Toliara

Mbola sakana amin’iny faritra Atsimon’ny nosy iny ny fomban-tany, ary noho izany, mbola vitsy isa ireo vehivavy mitondra vohoka na teraka manatona mpitsabo na tobim-pahasalamana. Maty afak’omaly tany Toliara ilay tovovavy 22 taona niteraka zaza sampona niendrika kisoa, ny alarobia heriny teo

Hamaky ny tohiny
FTT