• Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Beakanga-Mandoto Adin'ny mpivady nahafaty olona

Raikitra indray ny sakoroka tao amin’ny fokontany Beakanga, Kaominina Vasiana ny alatsinainy 30 martsa lasa teo. Tsy asan-dahalo toy ny mahazatra izy ity fa adin’ny mpivady saingy nahafatesana olona iray. Nifamaly izy mivady noho ny resaka fifampirafesana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Ambohimamory Mpamaky trano tratran’ny andrimasom-pokonolona

Jiolahy 3 no tratran’ny andrimasom-pokonolona omaly maraina tamin’ny 2 ora30 teny Ambohimamory Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Andilamena Noroahina avokoa ireo vahiny mpitrandraka vato

Vetivety foana dia nangina ny tanàna tao Andilamena. Tsy maintsy niala io tanàna io ireo Srilankey hikarakara ny antontan-taratasy momba azy any amin’ny minisiteran’ny harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Atrikasa momba ny asa fanaovan-gazety tao Mahajanga Ny mpanao gazetim-panjakana no nameno ny lisitra

Fihetsika izay nahatezitra ny mpanao gazety sasany ny tsy fahitana ny lisitra ny mpanao gazety tsy miankina tamin’ny fandraisana anjara tamin’ny atrikasa ny amin’ny lalàna mifehy ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara izay tao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.FANADINANA CEPE 28.539 ireo mpiadina ho an’Antananarivo Renivohitra

Nifarana ny 28 martsa lasa teo rehefa nanomboka ny 12 janoary 2015 ny fanaterana ny antontan-taratasy teny amin’ny fari-piadidiam-pampianarana ho an’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana CEPE amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aprily 2015
Actualités.Faritra Vakinankaratra Nanome tanana ny Kaominina Antsirabe indray

Ho fiatrehana ny fetin’ny Paska 2015 dia nanome tanana ny kaominina Antsirabe ambonivohitra indray ny fiadidiana ny faritra Vakinankaratra amin’ny fanesorana ireo fako sy ny fanamboaran-dalana.

Hamaky ny tohiny
FTT