• Zoma 17 Septambra 2021
Actualités.Biby hafahafa any Vangaindrano Olona no lohany, kisoa ny vatany

Nisehoana tranga hafahafa tany amin’ny distrikan’i Vangaindrano omaly. Kisoa iray no fantatra fa niteraka olona ka tahaka ny olona mihitsy ny lohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Actualités.Tra-doza tany amin’ny Oniversiten’Antsiranana Tsy tana ny ain’ilay tovovavy vao 18 taona

Nodimandry ilay tovovavy vao 18 taona monja antsoina hoe Elisah, izay nilatsahan' ny solaitrabe vita tamin’ny simenitra ny marainan'ny alatsinainy 13 septambra lasa teo tao amin’ny Oniversiten’Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Actualités.Abel Anicet Hilalao ao amin’ny Levski Sofia

Araka vaovao mbola tsy ofisialy omaly, dia hijanona ao amin’ny fifaninanam-pirenena Divizionina voalohany (D1) any Bulgarie ny kapitenin’ny Barean’i Madagasikara Abel Anicet Andrianantenaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Actualités.Fanapahan-kevitra tsy am-piheverana Tsapa tsara izao ny fahabangan’ny Air Force One

Nomen'ny Filoham-pirenena fiaramanidina manokana nitondra ny Klioban’ny baolina kitra CFFA Andoharanofotsy, izay nihazo an’i Lusaka Zambie omaly alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Actualités.Antananarivo Mitombo isa ireo marary saina miriaria eny an-dalam-be

Mafy ny fiainana. Tsy misy izay tsy mahatsapa izany ny rehetra antony mampitombo ireo olona marary saina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Actualités.Belelanda - Toliara Karan-doha 3 no nalain’ireo mpamaky fasana

Nitrangana vaky fasana tao amin'ny kaominina ambanivohitra Belelanda – Toliara Faritra Atsimo Andrefana ny alahady alina teo.

Hamaky ny tohiny
FTT