• Alakamisy 13 Oktobra 2022
Actualités.Fanimbana tontolo iainana 20.000 Ariary no karama nandoro ala

I Lista no anaran’ilay nandoro an’I Beafo, hoy ny fampitam-baovaon’ny depiote voafidy tao Manakara, Honoré Tsabotokay, nanamafy fa tratra ilay nahavanon-doza omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Actualités.Delestazy manomboka rahampitso Maro ireo miferin’aina sahady

Betsaka sahady ireo olona miferin’aina manoloana ny fahatapahan-jiro hisy eto Antananarivo sy ny manodidina manomboka rahampitso zoma.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Actualités.Mampiaka-peo ny Antoko APM “Hanokafy fanadihadiana Parlemantera i Lanto R”

Nandefa taratasy miantefa amin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny Antoko Politika Madio na ny APM manoloana ny fahatrarana fanondranana an-tsokosoko ireo hazo voamboana na “palissandre”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Tsy niandry ny andro zoma Mamaivay sahady ny delestazy

Araka ny efa nanampoizana azy sy ny efa fahazarana mihaino ilay hoe "aoka hihevitra izany ho toy ny tsy tapaka"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Fahatapahan-jiro manomboka amin’ny zoma Haharitra 1 ka hatramin’ny 5 ora isaky ny mandeha

Ho henjana ny hahazo ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina manomboka amin’ny Zoma alina ho avy izao, fotoana hametrahana ilay fitaovana vaovao ao Andekaleka hanana tanjaka 4 G hamatsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Trafikana hazo tany Alaotra Nidoboka am-ponja ilay mpamilin-dRamatoa depiote

Naiditra am-ponja vonjimaika ny mpamilin’ilay fiara saron’ny mpiasan’ny foibem-paritry ny tontolo iainana Alaotra Mangoro tao Vohitraivo Amparafaravola nitondra hazo voamboana 05 oktobra 2022 teo. Io fiara io izay voalaza fa an’ny depiote Lanto Rakotomanga, raha ny voarakitra ao anatin’ny taratasy fahazoan-dàlana niparitaka

Hamaky ny tohiny
FTT