• Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Ambinanindrano Ambositra Bateria nipoaka, nandoro trano miisa 8

Trano miisa 8 tafo no indray may kila omaly folakandro tokony ho tamin’ny 02 ora tany Ambalaherana, kaominina ambanivohitra Ambananindrano, distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Cash point eto an-drenivohitra Betsaka ireo lasa manambaka mpanjifa

Miitatra ny hafetsen’ireo mpanao cash point eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Norbert Lala Ratsirahonana “Izay fitondrana ialanay dia miongana”

Nanatanteraka fivoriana izay natokana ho fandinihana ny raharaha anatiny anatiny ny AVI sy ny fampandrosoana azy aty Vangaindrano sy ny faritra Atsimo Atsinanana ny Antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) tarihin’Atoa Norbert Lala Ratsirahonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fibodoana tany ao Toamasina II Maro ireo mponina mitaintaina

Raharaha isany maha be resaka ny maro sy matetika isiana fifanolanana miafara amin’ny fiakarana fitsarana ao Toamasina ity resaka ady tany ao Ambalamanasy, kaominin’i Toamasina II ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Tany misy ny biraon’ny Hafari malagasy “Solombavambahoaka no mikasa hibodo azy”

Rehefa natao ny fanadihadiana mikasika ny hoe tranon’ny Hafari malagasy ety Anosizato atsinanana dia hita fa ny fokontanin’Anosizato atsinanana no te haka fananan’olona an-keriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fiainana sarotra Mitombo isa ireo olona lasa adala

Tena sarotra ny fiainana. Tsy misy izay tsy manaiky izany ny rehetra, indrindra hatramin’ny niakaran’ny vidin-tsolika teto amintsika ka nampidangana ny vidin’ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
FTT