• Alarobia 05 Oktobra 2022
Actualités.Fitantanan-draharaham-panjakana sy angovo Nampanantena 41 tapitrisa euros ny Eoropeanina

Nanatanteraka fitsidihina ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo tao amin’ny biraony tao Antaninarenina ny Ambasadaoron’ny Vondrona Eropeana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Fandravana fambolena ao Ivato Tsy eken’ny mponina na dia hananganana « gymnase » aza

Tezitra avokoa ary nilanja sora-baventy nivoaka ny tokantranony ireo mponina sasany teny Ivato omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Vadin’i Mahery Lanto Manandafy “Fiarovana ny Malagasy no nandrisika azy”

Naneho tamin’ny fampahalalam-baovao Rtoa Doris Rakoto Samuel vadin’i Mahery Lanto Manandafy omaly manoloana ny fampidirana am-ponja ny vadiny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Ahiana ho namono olona tao Port-Berger Norarana olom-boafidy tsy hatolotra ny fitsarana

Hahafaha ny toe-draharaha ao Port-Berger noho ny fitsabahana ara-politika ataona manam-pahefana manoloana ny fahasamborana olona ahiana ho tompon’antoka tamin’ny raharaha vono olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Tantsaha, tandrenivohitra, mpiasam-panjakana,… Mbola hisy maro an’isa hifidy volomboasary ve ?

Mihazakazaka ny pi-maso politika ataon’ny Filoha ankehitriny etsy sy eroa. Izay rehetra mety hahazakana vahoaka sy hanaovana serasera dia mety avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Actualités.Talatamaty hiatrika fahavaratra Entanina mba tsy hanary maloto ao anaty tata-drano ny mponina

Efa miditra sahady amin’ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
FTT