• Alakamisy 27 Oktobra 2022
Actualités.Fiainana miha sarotra Niaka-bidy ihany koa ny fanaovana « photocopie »

Niakatra ihany koa ny vola aloha Tsy azo hatao intsony ny manome vola maty marika ho an’ireo olona hirahina raha hampividy na hampanao zavatra toy ny photocopie amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Actualités.Loka Nobel amin’ny Simia Ho avy hizara traikefa eto Madagasikara

Nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto amintsika tamin'ny filoham-pirenena ny masoivoho vaovaon'i Inde, Bandaru Wilsonbabu, ny harivan’ny omaly 26 oktobra 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Oktobra 2022
Actualités.Tondra-drano eny Ankadindratombo Mety hisy fanjerana tranon-kisoa sy trano fivoahana

Nahitana tondra-drano sahady teny Ankadindratombo sy ny manodidina samy ao anatin’ny kaominina Alasora Avaradrano ny fiandohan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Fiondranana antsokosoko any Mayotte Sambo nitondra olona 23 no saron’ny tafika

Fampitam-baovao ara-potoana azo avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahasaronan'ny Tafika an-dranomasin'ny Détachement Marine Nosy Be ny botry iray mitatitra olona tsy ara-dalàna nikasa ho any Mayotte ny alin'ny 24 oktobra 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Angovo eto Madagasikara “Sakana ho an’ny mpampiasa vola hatramin’izay”

Amin’ny maha iraka na “chargée de mission” eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika no antony nahatonga ny tena ho isan’ny delegasionina nentin’ny filoham-pirenena malagasy ny tena tany Maraoka, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Soalihy Moussa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Fanondranana jirofo Tafakatra avo efatra heny ny vola vahiny nampidiriny

Nahazoam-bola avo efatra heny ny fanondranana jirofo nankany ivelany tato anatin’ny sivy volana. Raha 52,5

Hamaky ny tohiny
FTT