• Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Tetikasa AINTSOA Hiara-hiasa ny CUA ny ONG Gret ary ny Nutri’zaza

Hanatanteraka ilay tetikasa Aintsoa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ho fitsinjovana ny mponina. Tsy nandeha irery anefa izy nandritra izany fa mifanome tanana miaraka amin’ny ONG Gret sy ny orinasa Nutri'zaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Madagasikara 2023 Vinavinaina ho 4,2% ny fitomboan’ny harin-karena

Vinavinaina hiakatra 4,2% ny tahan’ny fitomboan’ny harin-karena amin’ny 2023. Ny fivoaran’ny toe-draharaha maneran-tany sy nasionaly dia nahazoana vinavina vaovao ho an’ny fitomboan’ny harikarena ho 4,2% ny taona 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Ambohimiandra Tratra nifoka rongony ny mpamily sy reseverana taxibe

Lehilahy miisa telo no saron’ny polisy avy ao amin'ny kaomisarian’ny boriborintany faharoa teny Ambohimiandra akaikin'ny villa berlin ny Alatsinainy 14 Novambra teo tokony tamin'ny 11 ora sy sasany rehefa nankafy nifoka rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Faritra Atsimo Atsinanana Mpanjono miisa 49 nomena fiarovana an-dranomasina

Tontosa nandritra ny fidinana ifotony notanterahin'ny ekipan’ny DRPEB Atsimo Atsinanana ny 15 novambra 2022 teo ny fizarana ireo «kits de sécurité en mer»

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.Haintrano tany Evato-Farafangana Olona 1464 traboina tsy fidiny

Nisy trano may tao amin'ny Fokontany Evato Centre, Kaominina ambanivohitra Evato, Distrikan'i Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Actualités.CEG Ambatoboeny Potika vokatry ny orana sy ny avandra

Potika tanteraka ny CEG ao Ambatoboeny. Nilatsaka nandritra ny ora iray mantsy ny orana tany an-toerana afak’ omaly hariva nanomboka tamin'ny 6ora.

Hamaky ny tohiny
FTT