- Talata 09 Mey 2023
Actualités.Toamasina Tsy voatsara ny 70%-n’ireo voafonja
Tsy voatsara ny 70%-n’ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’i Toamasina. Misy amin’izy ireo anefa no efa nisazy 15, 20 ary 25 taona hany ka tena mahatsiaro mangirifiry.
Hamaky ny tohiny
