• Alatsinainy 22 Mey 2023
Actualités.Leo delestazy Nanakan-dàlana ny mponina teny Ivato

Tapaka lava ny jiro eto Ivato. Maizina ny tanàna. Tezitra amin'ny JIRAMA ny olona ka nigrevy.Miandrandra hazavana ny mponina, miandry ny Jirama amin'ny tanàna maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Actualités.Fanimbana fananam-bahoaka Roalahy nosamborina, fiara iray nogiazana

Lehilahy miisa roa nitondra fiara marika Sprinter no fantatra fa nanimba fananam-bahoaka tamin’ny alalan’ny fiara nentiny ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny lalana avy eo Tsarasaotra niazo an’Antsofinondry.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Actualités.Fisolokiana nataon’ny FILEFA Olona 3760 no very vola tamin’ny resaka tany tsy misy akory

Taorian'ny fanadihadiana nataon'ny zandary misahana ny fikarohana ny heloka bevava etsy Fiadanana Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Actualités.Herisetra tamina sivily teny Avaradoha Noroahin’ny tafika ary hotsaraina ireo miaramila nidaroka

Niteraka resabe ny raharaha herisetra nataona andiana miaramila voalaza fa avy nirevy na nisotrosotro tamin’ny sivily teny Avaradoha ny alin’ny alarobia 17 may teo tokony ho tamin’ny 11 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Actualités.Ambalavao sy Fianarantsoa Efa miakatra an-tanàna ny andiam-balala

Efa tonga ao Fianarantsoa ny valala avy any Atsimo. Namangy ny tananan’i Fianarantsoa izy hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ary efa miparitaka hatrany Ambalavao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Actualités.Fiarahamonina sy fahasalamana Ny 34 %-n’ny Malagasy ihany no manana trano fivoahana

Tena loza mitatao ho an’ny fahasalamam-bahoaka ny fiparitahan’ny diky na ny maloto etsy sy eroa, indrindra fa ho an’ny kilonga madinika.

Hamaky ny tohiny
FTT