- Zoma 23 Jona 2023
Actualités.Delestazy tsy ahitam-bahaolana Miharihary ny tsy fahaiza-mitantan’ny fitondrana Mapar
Porofo miharihary maneho ny tsy fahaiza-mitantan’ny Fanjakana Rajoelina TGV Mapar io delestazy mandavan-taona io.
Hamaky ny tohinyPorofo miharihary maneho ny tsy fahaiza-mitantan’ny Fanjakana Rajoelina TGV Mapar io delestazy mandavan-taona io.
Hamaky ny tohinyAmin’ny ankapobeny dia manimba tontolo iainana ny ankamaroan’ny asa hataon’ireo orinasa sasany eto amintsika. Anisan’izany ireo mamoaka rano maloto avy amin’ny akora hampiasaina, setroka mainty…
Hamaky ny tohinyTeratany vahiny iray no tratra nanao asa fisolokiana milaza ho mahavita VISA SCHENGEN.
Hamaky ny tohinyMbola betsaka ireo ankizy tsy misakafo ara-dalàna amin’izao. Mitombo isa mihitsy izy ireny noho ny fahasahiranan’ny Ray aman-dReny.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe teny anivon’ny tambajotran-tserasera ny fisiana horonan-tsary nahitana vehivavy miboridana toa eo am-panaovana firaisana ara-nofo tao amin’ny FLSH (Faculté des Lettres et Sciences Humaines
Hamaky ny tohinyEfa ela ny namanay ao amin’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na SECES sy ny sendikan’ny mpiasan’ny
Hamaky ny tohiny