• Zoma 13 Desambra 2024
VOAFONJA AO ANTANIMORA. Efa tafakatra 5.000 isa latsaka kely amin’izao

Efa tafakatra 5.000 isa latsaka ireo voafonja tazonina ao amin’ny fonjaben’Antanimora amin’izao raha 1.000 isa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2024
ADY AMIN’NY HERISETRA-BFP. Nanohana sy nanarina vehivavy maro manerana ny Nosy

Nifarana omaly Alakamisy 12 Desambra ilay 16 andro niadiana tamin’ny herisetra mifototra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2024
Fampahafantarana momba ny mpahay raharaham-pitsaràna. Toamasina indray no tetezina manaraka

Ny 29 novambra teo izahay no nahatontosa ny fivoriambe fanaonay isan-taona, hoy ny filohan’ny CAREA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Mahantra ny firenena sy ny toetsain’ny mponina. Vita ny propagandy, maloto ny tanàna!

Mahantra ny firenena sy ny toetsain’ny mponina ao aminy, raha fintinina izany ny toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Andron’ny fifidianana. Teren’ny fitadiavana ireo mponina

Na dia natao ho andro tsy iasàna fa andraisan-karama aza ny andro omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Trafikana volamena. 13,865 kg tratra teny Ivato

Volamena lingots miisa telobe izao, milanja 13 kilao sy 865 grama, no tratra teny amin’ny Serabam-piaramanidina Ivato omaly Alarobia 11 Desambra.

Hamaky ny tohiny
FTT