• Alakamisy 08 Aogositra 2024
MITIA 12 TAONA NAOLAN’NY MIARAMILA. Bevohoka efa-bolana, arovan’ny namany ny olon-dratsy

Zazavavy kely iray vao 12 taona monja, afa-panadinana CEPE sy 6 eme farany teo antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2024
VOKATRY NY HASAROTAN’NY FIAINANA. Na mifandona aza dia mifanompa ny olona

Mikorontana tanteraka ny fiainan’ny mpiara-belona eny anivon’ny fiaraha-monina eny amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2024
Front de libération nationale. «Minisitera faran’ny tsy mandeha indrindra ny minisiteran’ny angovo»

Manana ny minisiteran’ny angovo isika, hoy ny antoko politika FLN na Front de libération nationale.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2024
Fanararaotana ny mpanjifa. Tafakatra 1.300 Ar ny fahana kikisana iray any amin’ny RN7

Tafakatra 1.300 Ar ny karatra misy fahana kikisana iray tokony vidiana 1.000 Ar

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2024
Bruno Ravelonanosy. «Mahantra eto amin’ny tanin-drazany ny tompon-tany»

Nanomboka ny taona 2003 ny aditany teo Antanandrano, hoy ny solontenan’ireo mpandova,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2024
Raharaha Antanandrano. «Mila migoka ny tsiron’ny taniny amin’izay ireo tompon-tanindrazana»

Efa miverina aminay sy ireo olona efa nividy tamin’ireo tany ireo tanteraka ny tany rehetra eny

Hamaky ny tohiny
FTT