• Alakamisy 28 Novambra 2024
Delestazy eto Antananarivo. Mitady hiverina amin’ny heriny sahady

Mitady hiverina amin’ny heriny sahady, raha ny hita omaly, ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2024
PETITE VITESSE. Manempotra ny fofom-pako

Manempotra mila tsy ho azo hiainana intsony ny fofom-pako eny amin’ny Petite Vitesse, Kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
IVOTOERAN’NY FAHAMARINANA. Handray fitarainana sy hanampy ireo iharan’ny tsy rariny

Nijoro ofisialy nanomboka omaly 26 novambra 2024 ny Ivotoeran’ny Fahamarinana na IF izay mifanaraka amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
Raharaham-panjakana. Nilaza hanatsahatra ny asany ireo « Corps à vocation administrative »

Nisy ny fanambarana fanampiny nataon’ny « Confédération des corps à vocation administrative»,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
MPIVADY AVY NISORATRA. Maty nisy nitifitra ilay Rangahy

Zava-doza no nitranga tany amin’ny distrikan’Ihosy ny Sabotsy 23 Novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2024
Fanjakana Bokan-trosa, tsy mahomby,…. Nankatoavin’ny depiote ny fitrosana 293,5 miliara Ar

Nolanian'ny solombavambahoaka nandritra ny fivoriambe omaly 25 novambra 2024,

Hamaky ny tohiny
FTT