• Talata 19 Aprily 2016
Actualités.PM Mahafaly Olivier Mampizarazara ny Administratera Sivily

Ny nantenain-kanirina indray ity no toa vao mainka nampivandravandra. Nihevitra ny maro fa hampitambatra indray ny fianakaviamben’ny Administratera sivily ny fanendrena an’i Solonandrasana Mahafaly Olivier ho praiminisitra, saingy ny mifanohitra amin’izay no hita hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2016
Actualités.“Tena potehana ny Air Madagascar”itarika sendikaly telo hafa mpiara-dia aminy.

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny mpanamory Rabarilala Rado sy ireo mpitarika sendikaly telo hafa mpiara-dia aminy. 10 volana taty aorian’ny namoahan’ny fitsarana ny didy mamerina azy ireo amin’ny asany dia nanambara izy ireo o

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2016
Actualités.TAPANY KELY HOPITALIM-PANJAKANA

Mihamitotongana ny fifehezana amin’ireny hopitalim-panjakana ireny amin’izao fotoana. Tsy misy fanaraha-maso intsony fa izay ora tiana hidirana no atao. Efa azo hitondrana zaza ihany koa. Ny mpamangy tsy misy bedy na firy na firy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2016
Actualités.Ambovombe Androy Tsy mbola voavaha ny kere

Tsy mbola voavaha ny olan’ny kere any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara.

FTT