• Talata 17 Jona 2025
FETIM-PIRENENA 26 JONA. Azo hatao ny manatsara ny ao an-trano amin’ny fitaovana tsy lafo

Rehefa volana Jona tahaka izao dia tsy vitsy ireo te-hanatsara ny ao an-tokantranony ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
Mihamafy ny rotaka noho ny delestazy. « Leo izahay, mila jiro, tsy mila Rajoelina,… »

Toerana maro teto Antananarivo no nahitana rotaka vokatry ny fahatezeram-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
JIRAMA tsy mety milamina. Very an-javony, voasotasota ny volam-bahoaka

Tsy tomponandraikitra mivantana amin’ny JIRAMA na Jiro sy rano malagasy ny minisitry

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
Fampandrosoana an'i Mandrosoa. Hifamotoana ireo avara-pianarana

Hifamotoana eny amin'ny Park Sisaony Ambatofotsy, distrikan’Andramasina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
Kenda tanteraka ny Fitondrana. Mandadilahy amin’ny FMI sy Banky Iraisam-pirenena sisa…

Nikoropaka nanao Filankevitry ny Minisitra manokana andro sabotsy ny Fanjakana Rajoelina ny 14 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2025
Taratasim-panjakana sy famoronana orinasa. Maro no liana amin’ny tan-tsoroky ny Axcel Company

Iray tamin’ireo mpandray anjaran’ny SIAE (Salon International des Acteurs Economiques)

Hamaky ny tohiny
FTT