Politique

Zanak’i Dada Tolagnaro Voaporofonay fa vahoaka no eto Behoririka


  • Talata 16 Aogositra 2011

Ankoatra ny fiarahabana manokana sy nivantana an-dry Atoa Ralitera sy ireo namany vao tafavoaka ny fonja dia naneho ny hafaliana mba tafaraka ihany amin’ny vahoakan’i Magro Behoririka ry zareo avy any Tolagnaro ny sabotsy 13 aogositra teo.

 Atoa Roland moa io solontenan-dry zareo nandray fitenenana an-kianja io. Hitanay maso izao, hoy izy, fa lainga no afafy any aminay any. Nolazaina mantsy izahay fa tsy mafy intsony izany tolona izany ao Antananarivo ao fa zara raha misy 50 eo ireo olona tonga ato amin’ity Magro Behoririka ity isan’andro. Ankehitriny izahay dia mahita ny marina. Mitady porofo no alehako aty Antananarivo, ary an-tsitrapo no nandehanako nankaty. Tena voafitak’i Nahoda Meme izahay, hoy izy. Izao fanimbana hitako eto Behoririka izao no asan’ny FAT, hoy izy. “Mpamboly aho ary mahatsapa fa Ravalomanana Marc ihany no nikarakara anay, ny asa vitany no tsy ahafoizanay azy, ka namanay izy”, hoy i Roland namarana ny teniny.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT