Politique

Zakahely Boniface Mbola Ravalomanana izany no Filoham-pirenena


  • Zoma 15 Jolay 2011

Hentitra dia hentitra tokoa ny CT Zakahely Boniface avy any Mananara Avaratra raha naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety mikasika ilay raharaha andramena na “bois de rose” omaly.

 Tsy nihambahamba izy nilaza fa : “tany tsy misy fanjakana eto raha ny zava-misy ankehitriny no dinihana, satria dia tsy misy mifanaraka amin’ny tokony ho izy ny asa atao sy ny fanarahan-dalàna eto amintsika. “Ny fanambaran’ny minisitry ny fitsarana amin’ny tsy fahazoan’ny parlemantera ny “immunité” ohatra”, hoy ity CT ity, dia milaza fa samy napetraka avokoa ny rehetra eo amin’ny rafi-pitondrana tetezamita. Noho izany dia hatramin’ny filohan’ny Tetezamita sy ireo ambaratonga rehetra manaraka azy dia tsy manana “immunité” koa. Mahakasika ilay fanapahan-kevitry ny CPS kosa dia tsy nihambahamba koa izy nilaza fa : “mahazo mody ny Filoha Ravalomanana, satria izy ihany izany no mbola filoham-pirenena eto”.

 

Manohy

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT