Politique

Toliara Mpitarika ny Ankolafy Madagasikara 2 no voasambotra


  • Alatsinainy 14 Jona 2010

Hatramin’ny volana martsa 2009 ka mandrak’androany dia saika isan’andro, hoy ny fitenenana, ny fisamborana mpanao politika eto amintsika.

Tsy mijanona eto an-drenivohitra fa hatrany amin’ny faritra dia ahitana izany avokoa. Omaly maraina, ohatra, dia tratry ny hazalambo ireo mpitarika avy amin’ny ankolafy Madagasikara tao Toliara. Samy tany amin’ny trano fonenany no nisamborana an’i Tsianihy, mpitarika avy amin’ny ankolafy Ravalomanana sy i Marin, avy amin’ny Tokobe Telo. Araka ny vaovao dia ry zareo avy amin’ny Emmo-Reg no nanatontosa ny fisamborana, nahitana polisy sy zandary. Nanodidina ny 15 teo ireo nanatontosa ny fisamborana tao Toliara omaly, araka ny vaovao ihany. Nandeha be ihany koa ny feo fa tsy hijanona amin’izy mirahalahy ireo ihany ny fisamborana fa hitatra amin’ireo mpitarika rehetra avy amin’ny ankolafy Madagasikara. 

Soa
      

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT