Politique

TIM Boriborintany faha-6 Tsy mitsahatra manolo-tanana ny tanora


  • Alakamisy 18 Aogositra 2016

Taorian’ny nanohanany niaraka tamin’ny Delegen’ny Boriborintany faha-6 ny andiany voalohany tamin’ny « Festival des Arts Martiaux » teny amin’ity

 Boriborintany ity ny herinandro lasa. Hetsika izay nokarakarain’ireo andrarezin’ny haiady eny Ambohimanarina dia namory ireo tanora zanak’Ambohimanarina hianatra Informatika maimaimpoana izay nanomezany tolo-tanana ho azy ireo, teny amin’ny lapan’ny Boriborintany indray ny depiote Rtoa Rasoanoromalala Horace voafidy teny amin’ity faritra ity ary anisan’ireo mpitarika ny antoko TIM eny an-toerana. Nambarany fa noho ny fisian’ny fokontany tsy nahatonga solontena hianatra dia mbola mitohy ny fandraisana vonona hanatevim-pahalalana. Hanomboka ny alatsinainy 29 aogositra izao no hiatombohan’ny fampianarana voalohany, haharitra 6 herinandro.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT