Politique

Sareraka Naratra nisy nidaroka


  • Talata 27 Septambra 2016

Ny fiara nisy nanindrona fantsika rezatra ny kodiarana, izy tenany naratra voadaroka.

Teny Ambohipo no nitrangan’ity fikasihan-tanana ity ny alin’ny alahady 25 septambra teo, tokony ho tamin’ny valo ora. Namangy olona no anton-dian-dRandriazanakolona Yvon na Sareraka teny Ambohipo, izy moa eny amin’iny faritra iny ihany no mipetraka. Raha iny izy hamonjy ny fiara, handeha hody iny no voalaza fa nandrasan’ny bandy telo lahy. Tsy nisy alaharo fa daroka avy hatrany. Naratra vokatr’izany ity mpikambana teo aloha tao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita ity.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT