Manoloana ny olan’ny serasera eto amintsika dia heno fa vahaolana heverin’ny avy eo anivon’ny governemanta hampitony ity tontolo ity ny hanolo ny minisitry ny serasera ankehitriny, Andrianjato Vonison Zafindambo.
Anarana mandehandeha amin’izao fotoana ny an’ny minisitra tamin’ny tetezamita, Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia. Raha tsiahivina anefa dia hafaliana tsy omby tratra tamin’izany andro ny an’ireo mpanao gazety raha vantany vao nandre fa hoesorina amin’ny toerany ity farany. Amin’izao fotoana izao dia haverina amin’ny toerany indray izy ?
Faralahimatoa
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.