Politique

Ranjeva Raymond Miantso ny Malagasy ho sahy


  • Talata 03 Aogositra 2010


Nanao antso ho an’ny vahoaka Malagasy ny Pr Ranjeva Raymond manoloana ny fikatsoan’ny fiainam-pirenena amin’ity krizy lavareny ity. Nisarihany ny sain’ny tsirairay hamantatra fa “ny herim-panahin’ny vahoaka malagasy no hitondra aina vaovao hanasitranana ny Firenena”. Nohazavainy fa “hahatomombana izany, dia ilaina ny hampijoroana, mandritra ny tetezamita vaovao, sehatra politika hiomanana amin’ny firosoana ho any amin’ny Repoblika vaovao”. Mila fahavononana sy fahasahiana politika anefa izany araka ny filazan’ity mpitsara iraisam-pirenena ity ka nanindriany mafy fa “tsy adidin’olona iray samy irery fa adidintsika rehetra, koa sahia sao sanatria ho tsiny”. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT