Politique

Raharaha BANI Mandeha ny feo ny amin’ny fizarana vola


  • Alatsinainy 22 Novambra 2010


Mahoraka be hatry ny sabotsy teo ny resa-bola tao ambadik'iny fisamborana ireo manamboninahitra teny Ivato iny. Fisamborana izay natao am-pitaka raha ny fahitana azy, ary tao anatin'ny indray mitselatra koa dia vita. Nifanaraka mantsy ireo manamboninahitra tao amin'ny BANI sy ny CEMGAM fa hiresaka ary samy tsy hisy hitondra basy. Ao amin'ny trano fandraisam-bahiny iray ao an-toerana no nanaovana izany. Fotoana vitsy taorian'ny fifampiresahana anefa dia voahodidina miaramila io toerana io. Nisy ny tifi-danitra nentina nampihorohoroana ireo tao anaty trano. Voatery nilavo lefona ireo manamboninahitra satria efa tsy nisy fitaovam-piadiana intsony teny amin'izy ireo. Avy hatrany dia nalefa eny Tsiafahy ny enina tamin'ireo manamboninahitra ireo. Ny ambiny kosa mbola nataon'ny zandary famotorana. 

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT