Politique

Mpitondra sy mpanohitra Mila mifanome tanana


  • Talata 18 Oktobra 2016

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Razafimandimby Rija Ethel anisan’ireo tanora Malagasy manaraka fiofanana momba ny politika avo lenta eo anivon’ny YLTP.

 

 Nambarany  fa mila mifanome tanana ny mpitondra sy ny mpanohitra hahafahana mampandroso ny firenena. Tsy vitan’olona irery mantsy ny fampandrosoana ny firenena fa ny rehetra no miara-misalahy. Ho an’ireo mpanohitra dia nambarany fa  tokony hijery tsara ny fanoherana hataony izy ireny   fa tsy hitaona ny vahoaka  mba hitsangana fotsiny, ireto farany izay  efa reraky ny fifohazana amin’ny 4 ora maraina isan’andro.   Mila mahay mihaino ny vahoaka ihany koa ny mpitondra ary politika mipaka any amin’ny vilanim-bahoaka no atao fa tsy manome vahana ny tombontsoan’olom-bitsy. Ny krizy ara-tsosialy ihany no mitarika any amin’ny krizy politika na dia efa misy mamadika aza ny filaharan’ireo ankehitriny. Mikasika ny fandraisana ny  COMESA ankehitriny sy ny frankofonia moa dia nomarihiny fa tsy olana raha misy fiantraikany mivantana amin’ny  fiainam-bahoaka.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT