Politique

Mpitarika ny AFP Voasava trano vao maraina


  • Sabotsy 20 Aogositra 2016

Trano efa tsy nipetrahan’andriamatoa Faniry Razafimanantany, filohan’ny hetsika Antso ho Fanavotam-Pirenena ( AFP) nandritry ny 10 taona etsy Anjanahary,

  araka ny filazan’ireo mponina, no niharan’ny fisavan’ny mpitandro ny filaminana omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 7 ora. Araka ny fanazavana azo teny an-toerana moa dia anton’ny fisavana ny fiahiahiana fa mety hiafenana fitaovam-piadiana isan-karazany izay mahery vaika toy ny basy marovava sy ireny baomba artizanaly ireny ity trano fonenan’i Faniry teo aloha ity. Tsy nahitam-bokany anefa ny fisavana satria tsy nahitana na inona na inona mampiahiahy loatra tao an-toerana, raha ny loharanom-baovao hatrany.


Faralahimatoa  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT