Politique

Mpitandro ny filaminana «Vomanga be” no fiantsoany an'i Tonton Ambroise


  • Talata 18 Mey 2010


Tao no talanjona ary tao koa no ripaky ny hehy rehefa naheno ny hoe «vomanga be». Tsy inona izany fa solon'anarana izay napetak'ireo mpitandro ny filaminana ho an'i Tonton Ambroise. Ary efa ofisialy mihitsy io solon'anarana io satria na ny lehibe na ny kely, na ny tatitra miakatra sy midina dia efa io avokoa no ampiasaina. Dia mipetraka ny fanontaniana hoe iza no tena maniratsira amin'ny toe-javatra toy izao ? I «Vomanga be» ve sa ny mpitandro ny filaminana izay nisambotra azy ? Aoka hazava ny resaka ! 

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT